Governemanta Malagasy
Avy amin'i Wikipedia
Votoatiny |
[Ovay] Firafitry ny Governemanta Malagasy
Azo ho sokajiana toa ireto manaraka ireto ny firafitry ny governemanta Malagasy taorian'ny fidiran'ny vazaha.
Isaky ny sokajy dia nahitana governemanta iray na maro.
[Ovay] 1896 - 1960
[Ovay] 1960 - 1972
Philibert Tsiranana (26 Jio 1960 - 11 Okt. 1972)
[Ovay] 1972 - 1976
Govermemanta militera :
- Gabriel Ramanantsoa (11 Okt. 1972 - 5 Feb. 1975)
- Richard Ratsimandrava (5 Feb. 1975 - 11 Feb. 1975)
- Gilles Andriamahazo (12 Feb. 1975 - 15 Jio. 1975)
Chef suprême du concile de Révolution :
- Didier Ratsiraka (15 Jio. 1975 - 4 Jan. 1976)
[Ovay] 1976 - 2002
Filoha-mpirenena :
- Didier Ratsiraka (4 Janoary 1976 - 27 Marsa 1993)
- Albert Zafy (27 Marsa 1993 - 5 Sep. 1996)
- Norbert Ratsirahonana (5 Sep. 1996 - 9 Feb. 1997)
- Didier Ratsiraka (9 Feb. 1997 - 2002)
[Ovay] 2002 - 2005
- Marc Ravalomanana (6 May 2003 - hatramin'izao)