Sakafo
Avy amin'i Wikipedia
[Ovay] Sakafo malagasy
Hoy ny ohabolana malagasy hoe "Ny kibo tsy mba lamosina, ary ny tsinay tsy mba vatsy". Ka ireto misy karazana sakafo vitsivitsy, sakafo malagasy atolotra anareo.
[Ovay] Hampiditra sakafo vaovao
Forony ny takelaka hisy ny sakafo tianao hatolotra.
Azonao atao ny mandeha eto amin'ny rohy eto ambany fa soloy ny anaran'ny sakafo tianao hatolotra ilay hoe Anaran'ny sakafo
http://mg.wikipedia.org/wiki/anaran'ny_sakafo
Aza adino ny manoratra hoe [[Category:Sakafo]] rehefa tonga ao amin'ny takelaka soratanao.
[Ovay] Ireo sakafo efa vita
Jereo ilay hoe [Ovay] ahitanao ny ohatra famenoana ity lisitra ity.
- Vary amin'anana
- Mofo atody
- Trondro maina sy anamalao
- Ravitoto sy henakisoa
- Ravitoto sy voanio