Mpandrindra
Avy amin'i Wikipedia
Raha maniry ho mpandrindra ity wiki ity ianao dia mila misoratra anarana aloha avy eo dia apetraho eto ambany ny fangatahana
--Hery 13 Martsa 2008 à 10:15 (UTC)
Miarahaba anareo rehetra,
Izaho dia mapankafy ny teny malagasy sy ny kolontsaina rehetra : tantara, zava-kanto, fanatanjahan-tena, politika, ..... indrindra ny wikipedia ary miasa amin'ny orin'asa mpikirakira solosaina. Mpitsabo (médecin) no fianarana nataoko saingy mivelatra amin'ny sehatra marobe.
Manantena ny hihaona aminareo matetika
Dr A RAKOTO