Wikipedia:Fototra dimy
Avy amin'i Wikipedia
Fototra dimy |
---|
1. Fijerena tsy mitongilana |
2. Ny tsy tokony ho wikipedia |
3. GNU FDL |
4. Fahalalam-pomba |
5. Torolalana azo tsy raharahina |
Ny wikipedia dia mandry sy miankina amin'ny fototra dimy.
- Wikipedia firaketana misy ny firaketana rehetra ary ny alimanaka. Ny wikipedia dia tsy manavaka ny zavatra tokony apetraka ao anatiny. Ny wikipedia dia tsy diksionera na toerana fanaovana propagandy na dokam-barotra na politika na gazety, sns.
- Wikipedia:Fijerena tsy mitongilana. Ny Fijerena tsy mitongilana dia ny fijerena manaraka ny fahamarinan'ny hevitra. Ny fahamarinana dia tsy miankina amin'ny finoana na fahalalan'ny tsirairay fa ny lalàna voajanahary na lalàna iraisana tsy hazo hiadian-kevitra.
- Wikipedia:GNU FDL. Ny pejy rehetra eo amin'ny wikipedia dia an'i GNU FDL. Ny fanovana ny pejy dia malalaka ho an'i rehetra. Izay pejy tsy mifanaraka amin'ny GNU FDL dia tokony tsy aseho eto amin'ny wikipedia.
- Wikipedia:Fahalalam-pomba. Ny mpikambana sy ny mpanova pejy dia tokony hajaina. Ny hevitra no hiadiana raha tsy mety fa tsy ny mpikambana na ny mpanova. Aza mora entim-po.
- Wikipedia:Torolalana azo tsy raharahina