Avy amin'i Wikipedia
Saka -- biby mampinono
[Ovay] Ohabolana
"Aza manao toy ny saka manafin-koho"
"Ny saka no manao ny ataony ka ny kary no voatapa-drambo"
"Efa leon'ny miaina ka saka matory no alàm-bolom-bava"
"Tsy matoky saka aho fa trondro no laoka"