2 Aogositra
Avy amin'i Wikipedia
- 1945: Fivoriamben'i Potsdam
- 1990: niandohan'ny adin'ny helodrano persika.
- Nandefa fiara mifono vy niditra an-keriny tao Koety i Saddam Hussein, filoha irakena. Efa am-bolana maro talohan'izay izy no nampitandrina ity firenena ity, noho i Koety firenena manan-karena amin'ny solitany, sy noho izy tsara toerana manoloana ny helodrano persika, satria tsy neken'ny firenena irakena hatrizay ny famaritana ny sisin-tany koetiana raha nahazo ny fahaleovantenany izy tamin'ny 1961.
[Ovay] Fahaterahana
- 1986: Mathieu Razanakolona