Aratra
Avy amin'i Wikipedia
Ny aratra dia vokatry ny fisiana sy fihetsehan'ny elekitrôna amin'ny toerana na zavatra iray. Ny aratra no mahatonga ny varatra, kianjanaratra, sy ny herinaratra fampiasa andavan'andro amin'ny fitaovana toy ny jiro, radiô, milina fikajiana, sy sisa tsy voatanisa.
Votoatiny |
[Ovay] Ny tantarany
[Ovay] Ny elekitrôna
[Ovay] Ny kianjanaratra
[Ovay] Ny angovon'aratra
[Ovay] Ny varatra
Ny varatra dia ny feo vokatry ny fipoakan'ny rivotra mifandona amin'ny tselatra ka mahatonga ny rivotra hitondra elektrona (plasma no iantsoina ilay rivotra na etona misy elektrona). Mitovy ny fotoana hipoahan'ny varatra sy ny fisehoan'ny tselatra saingy noho ny tsy fitovian'ny hafainganany (speed) dia ny tselatra aloha no hita voalohany avy eo ny varatra no heno. Raha tena akaikin'ny tselatra no misy olona mijery dia miara-mipoitra ny tselatra sy ny varatra.