Ambohimanga
Avy amin'i Wikipedia
Ambohimanga dia vohitra iray 15km miala ao Antananarivo. Toerana fonenan'ny mpanjaka sy ny mponina taloha amin'ny faritr'i Imerina. Manana tantara sy tahiry maro io toerana io. Nanomboka tamin'ny taona 2001 dia toerana ao anatin'ny tahiry iraisam-pirenena UNESCO ity (UNESCO World Heritage Site). Misy ny rova azo tsidiana ary tanindrazan'ny malagasy maro tokoa izy.